Teny iditra fasehina (fasika)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Be fasika, toa misy fasika: Tany fasehina izany tany atỳ izany
Masaisay sy maraorao, marokoroko: Ravinkazo fasehina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Sandy. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Sablonneux [1.13]
Voambolana 
Kamban-teny 
Tsipelina hafa 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31