Teny iditra | fatsy | ||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Taimoro] fantsika [1.78] | ||||||
Fanazavàna teny anglisy | A sharp point [1.7] | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | Pointe de tour [1.13] | ||||||
Tovy hevitra | fasy | ||||||
Teny iditra | fatsy | ||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||
Fanazavàna teny anglisy | The spur of a cock [1.2, 1.7] | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | [Taisaka] Ergot (du coq) [1.82] | ||||||
Ergot [1.13] | |||||||
Voambolana | Haibiby: (amin' ny ankapobeny) | ||||||
Tsipelina hafa | fantsy | ||||||
Teny iditra | fatsy | ||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Sihanaka, Taimoro, Taisaka, Tambahoaka, Tanosy] tsilo [1.78] | ||||||
[Tanala] tsilo, roy: Soky añaty fatsy hita mandy fany tsy rambejina (sokina anati-tsilo hitan'ny maso fa tsy azon'ny tanana) [1.78] | |||||||
Fanazavàna teny frantsay | [Taisaka] épine (des plantes) [1.82] | ||||||
épine [1.13] | |||||||
[Taifasy, Taisaka] ( fatsy : ergot, épine) Carissa madagascariensis Thouars (Apocynaceae). [1.196] | |||||||
Anarana siantifika | Carissa madagascariensis | ||||||
Voambolana | Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny | ||||||
Teny iditra | fa tsy | ||||||
Sokajin-teny | kambanteny | ||||||
Fanazavàna teny anglisy | But not [3.1] | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | Mais pas [3.1] | ||||||
Ohatra |
| ||||||
Fivaditsoratra | fatsy, tsifa |
Nohavaozina tamin' ny 2022/12/20 |