Teny iditra fesoka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Sakalava] Karazan' antsantsa iray mainty sady malambolambo sahala amin' ny an' ny olona ny hodiny [1.1]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31