Teny iditra fifanipahana (tapaka)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay Dualisme [1.13]
Ohatra Vao mainka koa mavaivay ny fifanipahana satria ny tafika dia natao ho tandroka aron' ny vozona ho an' ny vahoaka, natao ho arofanin' ny Repoblika, natao ho manda fiarovana farany indrindra ny fiandrianam-pirenena. [4.27]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20