Teny iditra fify
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Bara, Sihanaka, Taimoro, Taisaka, Tanosy] takolaka [1.78]
  [Bara] takolaka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  [Provincial] The cheeks. [Mal. pipi, the cheek, the side of a door or gate.] See takolaka [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  [Taisaka] Joue [1.82]
  [Sakalava-Mayotte] Joue [1.405]
Voambolana 
Sampanteny 
 

Teny iditra fify
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Tsindrim-bankona [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  [Merina] In Imerina it means the guard iron of a plane [1.2]
Voambolana 

Teny iditra fify
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [Taimoro] Miramirana, falifaly, faly [1.78]

Teny iditra fify
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny anglisy A word used with mena, as menafify, adj. A deep red. [1.2]
Kamban-teny 
Mpanahaka  volo/colors/couleurs

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31