Teny iditra | fikorosy (korosy) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Mitovy amin' ny fikororosy ihany [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Dégénérescence [1.13] | |
Voambolana | Fahasalamana | |
Fivaditsoratra | fikorosy, fisoroky |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |