Teny iditra filana (ila)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Faniriana: Filan' ny vatan' ny ankizy mihetsiketsika no mahatonga azy ho tia ialao
Fanirian' ny nofo: Manaraka ny filany fotsiny io tovolahy io
Fitadiavam-pivelomana, raharaha, asa: Mivarotra antsinfarany, izany no filan' io Rangahy io [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Desire for anything; lust; want, necessity, desire, wish [1.2]
 A desire, a need; lust [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Désir; besoin; recherche [1.8]
 Besoin [1.13]
Voambolana 
Kamban-teny 
Ohabolana 

Teny iditra filana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny anglisy  [Provincial] For sikidy [1.2]
Voambolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/07/22