Teny iditra | fileovana (leo) | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Fanazavàna teny malagasy | Fitambarain-paritany eo ambany fizakana na fifehezana iray na koa fitambaran' olona na foko voafehin' ny lalàna iraisana na manaraka fomba iray: Iray fileovana ireo tanàna telo mifanakaiky ireo [1.1] | |||
Fanazavàna teny anglisy | A préfecture, an administrative district [1.7] | |||
Fanazavàna teny frantsay | Préfecture; district administratif [1.8] | |||
Voambolana | Pôlitika | |||
Kamban-teny |
| |||
Nohavaozina tamin' ny 2023/10/12 |