Teny iditra finiavana (nia)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fanaovan-javatra an-tsitrapo; asan' ny sitrapo hanao na tsy hanao zavatra iray: Misaotra anareo tonga; mila finiavana ny fahatongavana atỳ an-tany lavitra atỳ amin' ny andro ratsy toy izao [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Intent or purpose to do something [1.7]
Fanazavàna teny frantsay L'intention de faire une chose [1.8]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20