Teny iditra |
finomana
(inona)
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Fisotroana tangena [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | [Rel. s. from minona.] The tangena ordeal [1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | [Merina]
(racine inona) Action d'administrer le
tangena à quelqu'un. Moins employé que
fampinomana.
[1.196]
|
Ohatra | Ny 4 kosa nogadrana : Andrianatsilo (rehefa velona tamin' ny finomana), Rainitsontsoraka, Raivomanga zandriny, Razakahaja.
[2.649]
|
Voambolana |
|
Teny iditra |
finomana
(inona)
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Provincial]
Fisotroana [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | In the provinces it means drinking. [1.2]
|
|