Teny iditra fiompy (ompy)
Sokajin-teny anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Fomba entina miompy, izany hoe mamelona sy miahy ary mikarakara biby
Ompiana matetika: Biby fiompy [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Ce qu’on élève, ce qu’on soigne, la manière de soigner [1.3]
Ohatra 
1Mila misotro rano madio ny biby fiompy. [2.117]
2Fa indrindra, misy tsenan' omby any, ka ahafahan'ny olona mivarotra na mividy io biby fiompy io. [2.606]
Voambolana 
Kamban-teny 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/07