Teny iditra fitodika (todika)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fomba entina mitodika, izany hoe mihodina, na miherika [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Manière de tourner la tête [1.3]

Teny iditra fitodika (todika)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Endrika isehoan'ny fehezanteny araka ny firafitry ny enti-milaza sy ny isan'ny vanin'ny fehezanteny kely indrindra [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Voix [1.13]
Voambolana 
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/24