Teny iditra | fitopolo | |
Singan-teny | fito ; folo | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny anglisy | Seventy [1.2] | |
Fanazavàna teny frantsay | Soixante-dix [3.1] | |
Marika iraisam-pirenena | 70 [3.1] | |
Ohatra | ny salan-taonany dia eo amin' ny fitopolo eo ho eo.
[2.472] | |
Voambolana | Matematika: rafitrisa | |
Tsanganana sy sary iray takila | Ny isa | |
Lahatsoratra | Andriamihaja: Fanisana vaovao | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/17 |