Teny iditra fitsaboana (tsabo)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fikarakaràna amin' ny fanomezana fanafody sy fikajakajana mba ho sitrana: Arakaraka ny fahamafisan' ny aretina no mahela sy mahasarotra ny fitsaboana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Medical care and nursing [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Soins médicaux [1.8]
Ohatra 
1Inona no nataon' i Galliéni momba ny fitsaboana? [2.113]
2Ka dia ilana fitsaboana haingana ity aretina ity. [2.285]
Voambolana 
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/10