Teny iditra fitsararaka (tsararaka)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Toetran' ny akanga mitsararàka, feon' ny akanga maneno: Efa nahaheno ny fitsararakan' ny akanga ve ianao? [1.1]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20