Teny iditra fitsimbadihana (tsimbadika)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fikodiadiavana, fihodinkodinana: Tsy hita holazaina ny fitsimbadibadihan' Ikoto teo am-pandriana nandritra ny alina fa naharary azy, hono, ny nifiny
Fihohofana: Ny fitsimbadihan' ny lakana no nahafaty azy
Fivadihana, fiovana tanteraka: Tsy aisy nanampo ny fitsimbadihan' ny heviny toy izao [1.1]

Teny iditra fitsimbadihana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay Transposition [1.13]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05