Teny iditra fitsongo (tsongo)
Sokajin-teny anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Azo tsongoina
Fomba entina mitsongo izay azo adika hoe: mamely amin' ny fanerena amin' ny bobo, na maka anana amin' ny hohontanana izay entina hanapahana azy [1.1]

Teny iditra fitsongo
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay Pince [1.13]
Voambolana 

Teny iditra fitsongo
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Sakalava] . Arbre dont les graines sont fortement toxiques : Rourea orientalis Baill. (Connaraceae). Feuilles et écorces dépourvues d'alcaloïdes. Voir aussi kitsongo. [1.196]
Anarana siantifika Rourea orientalis
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/07/13