Teny iditra foara
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Tsena lehibe ivarotana sy ampisehoana ny vokatry ny fambolena, fiompiana sy taozavatra fanao isan-taona amin' ny tanàna iray: tsenabe [1.1]
Voambolana 
Ny fihaviany Frantsay: foire.

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31