Teny iditra fokontany
Singan-teny foko ; tany
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Taisaka] Fizaran-tany amin'ny kantao [1.78]
 Fizaran-tany kely indrindra ary sampana fototra amin' ny fitondrana itsinjaram-pahefana; ny mponina ao amin' ny fokontany no mitambatra ho fokonolona [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [Taisaka] Les gens du clan [1.82]
Ohatra 
1Mihamahazo vahana kosa eo anatrehan' izany ny Filohan' ny Fokontany. [2.606]
2manokana vola isan-taona hoentina mampihodina ny Fokontany rehetra ny Kaominina. [4.27]
Voambolana 
Kamban-teny 
Mpanahaka  faritany ~ fivondronana ~ firaisana

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/08