Teny iditra folo-tao-maty
Singan-teny folo ; taona ; maty
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza fotoana naharitra ela be [1.1]
 Ilazana fepotoana heverina ho ela loatra nijanonan' olona tany amin' ny toerana iray: Nitoetra tany folo tao-maty izy [1.1]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/13