Teny iditra |
fonja
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Toerana voafefy nitanana ireo voaheloka taloha, tranomaizina: Voatana any am-ponja izy noho ny heloka nataony [1.1]
|
| Toeram-pigadrana [1.13]
|
Fanazavàna teny anglisy | Prison [1.2, 1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | énorme caisse servant de prison préventive; la prison elle-même [1.3]
|
| Prison [1.8, 1.13]
|
|
Teny iditra |
fonja
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Havesaran-javatra jerena toa kely nefa madonda [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Heaviness, weightiness [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | La lourdeur, la pesanteur [1.3]
|
| Poids, lourdeur [1.8]
|
Sampanteny |
|
|
Teny iditra |
fonja
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Tsora-by na akoram-by mbola tsy voavoatra: Fonjam-by [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | A lump of iron ore [1.2]
|
| A lump of metal [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Fer brut [1.3]
|
| Masse de métal [1.8]
|
Kamban-teny |
|
|
Teny iditra |
fonja
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Miaramila atao fiandry [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | Corps de réserve [1.2, 1.3]
|
Voambolana |
Kamban-teny |
|
|