Teny iditra fotroaka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Rano na zavatra hafa mibosesika miaraka amin' ny fofon' aina mitady hivoaka ao am-bava na amin' ny orona
Fitronan' ny olona na biby voakenda ka tsy afaka mivoaka ny fofon' ainy noho ilay zavatra misakana ao am-bavany na any an' orony [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  [1.2]
Sampanteny 

Teny iditra fotroaka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Betsimisaraka] (voir aussi fontroaka) Sorte de sarbacane. [1.196]
Voambolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31