Teny iditra | gila | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | [Betsimisaraka] Jamba (Gila maso) [1.78] | |
[Sihanaka] Simba maso anila [1.78] | ||
[Tanala] Jila (maso) njola [1.78] | ||
Tsy mahitsy fijery, njola: Gila maso [1.1] | ||
Fanazavàna teny anglisy | White-eyed; blind. (Prov.) [1.2] | |
Fanazavàna teny frantsay | [Tankarana] Aveugle. [1.19] | |
Voambolana | Fahasalamana | |
Teny iditra | gila | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Betsimisaraka] Lalankely, lalana mahety fandalovan'ny lambo any an'ala [1.78] | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |