Teny iditra goba
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Bara] Torabato [1.78]

Teny iditra goba
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Taifasy] Saonjo voavaofy andrahoina tsy atao be rano loatra [1.78]
Voambolana 

Teny iditra goba
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Vaingana misy tava 6 efamira mitovy ary rirana 12 [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Cube [1.13]
Voambolana 

Teny iditra Goba
Sokajin-teny anaran-tsamirery (ara-baiboly) [fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy Gob [2.996]
Fanazavàna teny frantsay Gob [2.996]
Voambolana 
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31