Teny iditra governora
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Mpifehy ambony tamin' ny andro fahagasy taloha, mitovy amin' ny hoe komandy; tamin' ny andron' ny fanjanahan-tany, mpanao raharaham-panfakana nifehy nanarakaraka ny lehiben' ny distrika [1.1]
Fanazavàna teny anglisy [ goverinora ] A governor of a town or province [1.2]
 [ goverinora ] A governor [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Gouverneur [1.3]
 [ goverinora ] Gouverneur [1.8]
Ohatra 
1Tera-menan' ny hatezeran' ny Governora. [2.270]
2Tadiavin' ny governora i Manana, hoy izy. [2.472]
3Nony efa nifanantoka dia niteny ny Governora. [2.366]
Voambolana 
Ny fihaviany Frantsay: gouverneur.
Ohabolana 
Lahatsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2022/07/18