Teny iditra habibiana (biby)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Hasiahana mihoapampana: Voarakitry ny tantara ny habibian' ny mpanjaka sasantsasany teto an-tany [1.1]
 Hasiahana mihoa-pampana [1.13]
Fanazavàna teny anglisy Wanton cruelty, brutality [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Cruauté, brutalité [1.8]
 Sauvagerie, bestialité [1.13]
Voambolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20