Teny iditra haiady
Singan-teny hay ; ady
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fahafehezana ny teknikam-pifanandrinana amin' ny hafa [1.62]
Voambolana 
Lohateny Ny Diamanga haiady Malagasy

Teny iditra haiady
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [Sihanaka] Izany tokoa [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2023/07/25