Teny iditra haihay
Sokajin-teny Tsy lazaina
Fanazavàna teny anglisy  [1.2]
Sampanteny 
 

Teny iditra haihay
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fahatsiarovana hovoa noho ny toe-javatra tsy nampoizina, noho ny hadisoam-panantenana. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Shame, confusion of mind, reproach. See henatra, haingihaingy. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Confusion [1.3]
Voambolana 
Sampanteny 
Kamban-teny 

Teny iditra haihay
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [Taisaka] Foana tanteraka [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  [Taisaka] Dépourvu de tout [1.82]

Teny iditra haihay
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny anglisy A joke. See haikahaika, vosobosotra. [1.2]

Teny iditra haihay
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny anglisy  [Sihanaka] A provincial name of the aiay [1.2]
 Aye-aye (Daubentonia madagascariensis) [2.233]
Fanazavàna teny frantsay  [Tankarana] Animal sauvage. [1.19]
 Aye-aye (Daubentonia madagascariensis) [2.233]
Ohatra Fanihy, haihay, vano, kilandy, longotra, heniheny nefa ahitana nosy. [2.245]
Voambolana 
Tovy hevitra ahay ~ aiay
Renianarana gidro
Anarana iray reny ahay, aiay, alokoteha, amboanala, ampongy, ankomba, ankombajoby, ankombamalandy, ankombamena, apongy, avahy, babakoto, bandro, barimaso, beharavoaka, bekola, boenga, boengy, bokombolo, bokombolomena, dadintsifaky, dredrika, endrina, fitiliky, fitily, fotsifaka, fotsife, hahay, halo, hataka, hira, kintrontro, kofy, koitsiky, komba, kotrika, mahiabeala, maky, matavirambo, pondiky, repahaka, sadabe, setohy, siba, sifaka, simpona, simpony, soamiera, songiky, tanta, tantaraolana, tantaraolona, tilitilivaha, titilivaha, tongona, trangalavaka, tsarafangitra, tsiba, tsibahaka, tsidiala, tsidihy, tsidy, tsitsidy, tsitsihy, vakiandry, vakivoho, varibolo, varibolomena, varika, varikamavo, varikandana, varikandra, varikandrana, varikosy, varimena, varinena, vary
Tsanganana sy sary iray takila Ny Gidro

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/07/17