Teny iditra haka (aka)
Sokajin-teny endritenin' ny hoe maka
Ohatra Aoka aho haka rivotra kely. [2.528]

Teny iditra haka
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Fotsy botsiaka, maina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Clair, sec [1.3]
Sampanteny 

Teny iditra haka
Sokajin-teny anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Sakaiza: Tonga ilay haka
Fatratra, mahay, kinga: Hakavavy amin' ny fihaingoana Ramatoa iny / Manao azy ho haka loatra ranamana iny
Feno sesika: Tonga haka ny takoribabon' ny akoho [1.1]
Kamban-teny 
Ohabolana 

Teny iditra haka
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny anglisy  [Provincial] Low, as applied to the sea [1.2]
Voambolana 

Teny iditra haka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Betsileo, Taisaka] Kankana [1.78]
Voambolana 

Teny iditra haka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Sihanaka] Rahoka [1.78]

Teny iditra haka
Sokajin-teny tenim-piontanana [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [Betsileo] Odrey, dre!: Haka! Tsa mba mieñy i leke valaka (Dre, tsy mba mijanona izy na dia vizana) [1.78]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31