Teny iditra hakanosana (osa)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny anglisy Cowardice [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Lâcheté [1.8]
Ohatra ny fahanginana kosa anefa, mety ho fambara mampiseho hakanosana na fihalangalanana na fanaovana kinanga ny haja aman-jon' ny tena. [4.27]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/10