Teny iditra halana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Lafika itondrana entana, fa indrindra ilay bozaka atao boribory ipetrahan' ny siny eo ambony laha [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A knot, a roll, grass twisted in circular form and placed on the head or shoulders as a cushion when carrying a burden. [1.2]
Sampanteny 
Kamban-teny 

Teny iditra halana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Betsileo] Hala (bibikely) [1.78]
Fanazavàna teny anglisy  [Provincial] A species of spider. Compare hala [1.2]
Voambolana 
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/15