Teny iditra | halimo | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fifangaroan' ny metaly roa: ny varahina sy ny fira-potsy: Meday halimo no azon' ny fahatelo [1.1] | |
Voambolana | Simia | |
Tovy hevitra | sabamena | |
Tsipelina hafa | alimo | |
Fivaditsoratra | halimo, lamohy, maholy, mihalo, mihola, milaho, miloha |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |