Teny iditra hao
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Bibikely tsy misy elatra, maintimainty, mivelona amin' ny biby lehibe izay tsentsefiny ny rany ka mahatsiaro ho mangidihidy. Amin' ny olombelona dia ao anatin' ny volon-doha indrindra no mivelona ny hao; atao hoe haofotsy izy raha eran' ny vatana no misy azy [1.1]
 Katsentsitra mivelona amin'ny biby mampinono [1.13]
Fanazavàna teny anglisy A louse, a tick. [1.2]
 A louse [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Pou [1.8, 1.13, 1.82]
Ohatra Sady tsy mizaha hao no tsy lany andro manao volon' ny miaramila. [2.528]
Voambolana 
Haiendriteny 
Tsotra : hao, haoko, haonao, haony, haontsika, haonay, haonareo, haon', haon-, haom-
Tovonana : -kao, -kaoko, -kaonao, -kaony, -kaontsika, -kaonay, -kaonareo, -kaon', -kaon-, -kaom-
Kamban-teny 
Anaram-biby 
Ohabolana 
Lahatsoratra 

Teny iditra hao
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [Taisaka] Eny [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  [Taisaka] Oui [1.82]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/12