Teny iditra haofotsy
Singan-teny hao ; fotsy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Bibikely tahaka ny hao saingy fotsifotsy mipetaka amin' ny fitafiana, manaikitra ny hoditra [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Pou blanc ou pou du corps [1.13]
Ohatra 
1Fehezo ny kongona, haofotsy, ary ny lagaly. [2.424]
2hoy izy miantso ny vavy mipetraka mizaha haofotsy eo an-tokotany. [2.346]
Voambolana 
Mpanahaka  hao ~ haombary
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/12