Teny iditra harafesina
Sokajin-teny anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Tentina menamena mandrakotra ny vy mipetraka ela amin' ny hamandoana, taim-by: Voan' ny harafesina ity vy ity
Misy taim-by, rakotr' io tentina menamena io: Harafesina ny hidim-baravarana fa asio menaka. Indraindray anefa ampiasaina ho solon' ny "harafesina" mpamaritra milaza toetra ny hoe "harafesenina" izay tena tokony ho izy tokoa: Harafesenina ny hidim-baravarana fa asio menaka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Rust
Rusty [1.2, 1.7]
Fanazavàna teny frantsay Rouille
Rouillé [1.8]
Sampanteny 
 

Teny iditra harafesina
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza ny marary efa ambavahoana izay mangana ny molony ary manopy mena ny nifiny [1.1]
Voambolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31