Teny iditra | haromotana (romotra) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Aretin-dratsy mahatonga toa adala manaikitra amim-pisafoahana izay sendra azy. tt Fisafoahana, fisamontitra [1.1] | |
Aretina mifindra avy amin'ny biby romotra [1.13] | ||
Jereo "Haromotana" [Rehefa tsy misy ny dokotera, takila 181] [5.mg.https://hesperian.org/wp-content/uploads/pdf/mg_wtnd_2016/mg_wtnd_2016_14.pdf] | ||
Fanazavàna teny frantsay | Rage [1.54, 1.13] | |
Ohatra | Haromotana, ka tsy matahotra aina velona.
[2.245] | |
Voambolana | Fahasalamana | |
Fivaditsoratra | anamotraho, haromotana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/02/17 |