Teny iditra hasiviana (sivy)
Sokajin-teny anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Mandritra ny andro sivy: Mivavaka hasiviana
Halavam-potoana sivy andro: Nony tapitra ny hasiviana, sitrana ilay narary [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Neuf jours, une neuvaine [1.3]
Voambolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20