Teny iditra havandra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny anglisy Hail [1.2, 1.7]
Fanazavàna teny frantsay Grêle [1.3, 1.8]
Ohatra 
1havandra vaventy, Ankaratra hiany; [2.48]
2Norotsahany havandra ho solon'ny ranonorana izy ireo; [2.996]
Voambolana 
Sampanteny 
Kamban-teny 
Ohabolana 

Teny iditra havandra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay Malheur [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/10