Teny iditra hazomalama
Singan-teny hazo ; malama
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Hazo lava sy mahitsy nohosorana menaka ary nasiana zavatra eny an-tendrony ka izay tafahanika eny dia mahazo amin' ireo [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [Betsimisaraka] (de hazo : bois et malama : poli, glissant, lisse). Probablement aussi un Casearia (Salicaceae). Grand arbre à bois blanc marbré de rose ou de violet. Il se travaille très facilement et prend un beau poli. Surtout employé en menuiserie. [1.196]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/03/06