Teny iditra heretika
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Teny entin' ny katolika milaza ny olona mandà ny teny finoana ampianarin' ny Eglizy [1.1]
Voambolana 
Ny fihaviany Frantsay: hérétique.

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31