Teny iditra herim-po
Singan-teny hery ; fo
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Herin' ny sitra-po mandresy ny tahotra sy ny henatra ary tsy mikendry afa-tsy ny hahavita zavatra ka milofo hatramin' ny farany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Courage, willingness to exert oneself [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Courage, vigueur [1.8]
Voambolana 
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/12