Teny iditra hevi-dravina
Singan-teny hevitra ; ravina
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Hevitra tsy izy, fiheverana kitoatoa sy raikiraiky; fisainana kitoatoa ary tsy marina [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Utopie, rêverie [1.5]
 Mythe [1.4]
Ohatra Nampandamoaka ny ezaka noho ny hevi-dravina ideolojika sy ny finiavana hifehy ny "kilalao politika" eny ifotony [4.27]
Voambolana 
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/03/09