Teny iditra | hitsadalamby (hitsaka, lalana, vy) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Lalana mitovy tantana sy mifanapaka amin'ny lalamby [1.13] | |
Fanazavàna teny anglisy | A railroad crossing [3.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Passage à niveau [1.13] | |
Voambolana | Toe-karena: fanorenana | |
Nohavaozina tamin' ny 2022/08/25 |