Teny iditra hodimaso
Singan-teny hodi- (hoditra) ; maso
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy (hodi-maso) ilay hoditra mahazo mikatona sy mivoha manarona ny maso [1.1]
Fanazavàna teny anglisy The eyelids [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Paupières [1.8]
Ohatra manatevina ny hodimaso ireo holatra [2.424]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/06