Teny iditra ho faty
Singan-teny faty
Sokajin-teny ny ho avin' ny mpamaritra maty
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza ny ho avy amin' ny matoanteny maty: Ho faty daholo ihany isika rehetra [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Employé au futur de maty: Ho faty izy (Il mourra) [1.3]
Ohatra 
1Dia niara-nohelohina ho faty izy mianakavy [2.293]
2Fa misy zavatra efatra izay mampanahy, fa tsy maintsy hisy hihatr' aminy, dia ireo, Ny ho faty amy ny ady, Ny ho faty amin' aretina, Ny ho faty amy ny mosary, Ary ny alahelo, noho ny fisarahana amy ny aty antoerana. [2.59]

Teny iditra hofaty
Singan-teny faty
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Sakalava] (littéralement « qui peut donner la mort », de faty : mort ; marque la toxicité). Vitex pervillei Baker (Lamiaceae). Arbuste assez commun dans la région de Majunga. Son nom est une mise en garde contre les empoisonnements qu'il peut provoquer. [1.196]
Anarana siantifika Vitex pervillei
Voambolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/25