Teny iditra hogo
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Filamaky ny volo: Tsara hogo izany volonao izany
Fandaminana ny volo misaritaka mba hilamaka isara: Mahatsikaiky ny hogo volon' Ibozy
Fandraotana ny tsira-kofehy hilantolanto [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Action de peigner, soit les cheveux, soit le chanvre [1.3]
Sampanteny 
 
Kamban-teny 

Teny iditra hogo
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay (nom souahéli du manioc, conservé à Madagascar par les Makoa, c'est-à-dire les Africains importés comme esclaves au temps où les Arabes en faisaient la traite, 13e 17e siècles). Manihot utilissima Pohl (Euphorbiaceae). Tubercule comestible bien connu. Encore appelé mahogo. [1.196]
Anarana siantifika Manihot utilissima
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2022/05/26