Teny iditra holandey
Sokajin-teny anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Ny mponina tompon-tany ahy amin' ny tanin' i Holandy: Mipetraka amin' ny tany ambanin' ny haavon' ny ranomasina ny Holandey
Momba an' i Holandy na an' i Holandy na avy any Holandy: Sarotra ny mandresy ny ekipa holandey amin' ny baolina kitra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Dutchman, Dutchwoman
Dutch [3.1]
Fanazavàna teny frantsay Hollandais, hollandaise [3.1]
Voambolana 
Ny fihaviany Frantsay: hollandais.
Mpanahaka  Holandy

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31