Teny iditra | idim-bary | |
Singan-teny | idina ; -bary (vary) | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | [Tanosy] Ketsa, famindram-bary [1.78] | |
Fanazavàna teny anglisy | Provincial word for rice-plants. See ketsa [1.2] | |
Voambolana | Toe-karena: fambolena | |
Tovy hevitra | ketsa | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/11/24 |