Teny iditra ili-kena
Singan-teny ilika ; hena
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Ny hena amin' ilay faritra manaraka ny taola-mananetiny amin' ny omby [1.1]
Fanazavàna teny anglisy The undercut of a sirloin of beef. [1.2]
Voambolana 
Tovy hevitra iliny

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/07