Teny iditra indrabeny
Singan-teny indra ; be
Sokajin-teny anarana indra sy mpisolo
Fanazavàna teny frantsay Largeur [1.3]
Fitokoavana Teny na kambanteny hita ao aminy: indrany
Ohatra 
1Ny indraben' ny sakamandimby dia irain-jehy ary ny indrakeliny dia voatondro telo (La poutre a un empan de largeur et trois travers de doigt d'épaisseur) [1.3]
2Folo hakiho no halavan'ny hazo fisaka iray, ary iray hakiho sy sasany no indrabeny. [2.996]
Voambolana 
Mpanahaka  indrakeliny

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2024/03/08